Politique

Rabarisambo sy ny Ambalambahoaka Tsy voafitakareo mpanao politika intsony ny vahoaka


  • Alarobia 07 Septambra 2011


 Tsy voafitakareo mpanao politika intsony ny vahoaka ka hoe hanao sonia ny sori-dalana hafa afa tsy izay nekena tany Sandton, hoy ny fikambanana Ambalambahoaka tarihan’Atoa Rabarisambo. Hoy izy ireo nanampy izay hoe : «Aoka izay ny famitaham-bahoaka ry Ambohikobaka fa hororitina aiza indray ity tetezamita ity ?». Tsy hanaiky intsony izahay fa ampiharo ny ara-dalàna, hoy ny fanazavana fanampiny. «Aoka izay ny fanosihosena ny zon’ny vahoaka fa raha izy ireo no mitroatra tsy ho zakanareo Ambohikobaka !». N’aiza n’aiza, na iza na iza, n’inona n’inona hitranga dia tsy maintsy mijoro hiaro ny ara-dalàna sy ny kiakiakan’ny vahoaka voaporitra ny ARM’S (Ambalambahoaka Rafitra Miaro ny Soa iombonana), hoy hatrany Atoa Rabarisambo.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT