- Zoma 09 Septambra 2011
Politique.Randriamahefa Henri Charles Tokony hodiovina ireo mpikambana ao amin’ny CT
Nafampana tao ho ao ny teo-draharaham-pirenena, hoy Randriamahefa Henri Charles, Lefitra voalohan’ny Exopoles sady filoha nasionalin’ny antoko FIZAFA (Fikambanana miahy ny zanak’olombelona sy ny zavaboahary ho fampandrosoana an’i Madagasikara), ka nahatonga ny fisarovoroana eo amin’ny samy mpikambana amin’ny fivondronan’antoko politika samihafa.
Hamaky ny tohiny
