- Alatsinainy 12 Septambra 2011
Politique.Sazalahy Tsianihy Tena mihodina tokoa ny tantara
Tena mihodina araka ny nanambaran’ireo namana azy teny an-kianja tokoa ny tantara, hoy i Sazalahy Tsianihy avy amin’ny Tokobe Telo.
Hamaky ny tohinyTena mihodina araka ny nanambaran’ireo namana azy teny an-kianja tokoa ny tantara, hoy i Sazalahy Tsianihy avy amin’ny Tokobe Telo.
Hamaky ny tohinyNigadona teny Ivato omaly tolakandro ny ekipa teknikan’ny Troika SADC. Nahitana solontena avy any Afrika Atsimo sy Zambia ary Tanzania izy ireto, ankoatra ny Mozambikanina.
Hamaky ny tohinyMafanafana indray ao Barikadimy Toamasina ao. Mampiaka-peo ny mpianatra, tonga hatrany amin’ny fitakiana ny fialan’ny “Chef de département Droit” mihitsy ny raharaha ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe ahiana hiafara amin’ny disadisa ara-piarahamonina ny tetikasa fanorenana hopitaly manara-penitra ao Manakara ataon’ny FAT.
Hamaky ny tohinyEfa mba nisinisy ihany izay fanehoan-kevitra politika izay hatramin’ny nijoroan’ny governemantan’ny firaisam-pirenena, araka ny fahitan’ny FAT azy ny 9 martsa 2011 saingy misy ireo antoko na mpanao politika toa nisafidy mihitsy ny hangina sy tsy hiloa-bava, noho ny antony maro samihafa angamba. Anisan’ireny ny AKFM Fanavaozana, tarihan’ny pastera Andriamanjato Richard izay diso fantatry ny Malagasy loatra amin’ity sehatra politika ity satria hita teny foana izy nandritra ireo Repoblika 3 nifandimby.
Hamaky ny tohinyNitondra ny heviny momba ny raharaham-pirenena tao Ambositra ny alarobia 07 septambra teo ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Dr Mamy Razafimahaleo, mpikambana ao amin’ny antoko Leader Fanilo.
Hamaky ny tohiny