• Alarobia 14 Septambra 2011
Politique.Savorovoro teny amin’ny Lapan’Anosikely Samy manana ny heviny ireo CT nanontaniana

Nanoloana ireny trangan-javatra niseho teny amin’ny lapa maitson’Anosikely tamin’ny alatsinainy 12 septambra ireny dia maromaro ireo CT naneho ny heviny manokana rehefa nanontanian’ny Tia Tanindrazana nivantana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2011
Politique.TIM Raharinaivo sy GMMR Haingon-tsehatry ny V8

Nahasadaikatra ny ankamaroan'ny nanatrika ilay fanambarana nataon'ny V8 ny filazana fa vondrona valo izy ireo nefa toa folo no natolotra tao, saingy notononina taraikiraiky ny TIM tarihan-dRaharinaivo sy ny GMMR miaraka amin'i Yves Aimé Rakotoarison, izay samy nisintaka ny ankolafy Ravalomanana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2011
Politique.Tompon’andraikitry ny filaminana Ny SADC ihany no vahaolana !

Solontenan’ny tafika (minisitry ny foloalindahy sy ny Cemgam), solontenan’ny zandary (SEG sy ComGN) ary solontenan’ny polisy (minisitra sy ny DG).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2011
Politique.Otrikafo Tsy vahaolana ny sonian’ny tondrozotra

Vao mainka hampihitsoka ny fiainam- pirenena ny fisisihana hanasonia ny tondrozotra, hoy ny antoko Otrikafo, tarihin-dRajaonah Andrianjaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2011
Politique.Vondrona politika valo Naneho fa nilamina ny disadisa

Tsy nionona tamin’ny fanambarana nataony tao amin’ny lapa maitso Anosikely ny alatsinainy teo ny V8 fa nanao fanambarana niaraka tao amin’ny Carlton indray omaly naneho fa niravona ny disadisa ary niray hevitra ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2011
Politique.Ankolafy telo sy V6 Nampitovy tadin-dokanga

Nitohy teny amin’ny lapan’ny Antenimierandoholona Analamahitsy omaly ny fihaonana teo amin’ny Ankolafy telo sy ny V6, mpanao sonia ny Dina Repoblikanna, taorian’ny dinika savaranonando tao amin’ny Villa Elisabeth Ivandry ny zoma 09 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT