- Alarobia 14 Septambra 2011
Politique.Ivato sy Ambohitsorohitra Hafakely ny andro zoma amin’ity
Nanao fanambarana ny lehiben’ny tafika fa hanaraka ny ara-dalàna ary afaka mody ny Filoha Ravalomanana sy Didier Ratsiraka, hoy i Sazalahy Tsianihy tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohiny