- Talata 13 Septambra 2011
Politique.Robert Razaka Hihaona ny V8 sy ny Ankolafy 3
Manamafy Atoa Robert Razaka avy ao amin’ny HPM na Hery Politika Mitambatra fa karazana dingana voalohany ihany amin’ny fihaonan’ny mpanao politika ny mitranga ankehitriny dia ny fifanatonan’ny V6 na ireo nanasonia ny Dina Repoblikanina sy ny Ankolafy 3.
Hamaky ny tohiny
