- Alakamisy 18 Aogositra 2011
Politique.Vontovorona Norarafan’ny Emmo-Reg grenady indray ny mpianatra
Izay rehetra mihetsika mba mitaky ny zony amin’izao fitondran’ny FAT izao dia tratry ny grenady avokoa.
Hamaky ny tohinyIzay rehetra mihetsika mba mitaky ny zony amin’izao fitondran’ny FAT izao dia tratry ny grenady avokoa.
Hamaky ny tohinyTonga nihaona manokana tamin’ny filoham-pirenena teo aloha, Pr Zafy Albert teny amin’ny «Villa La Franchise» Ivandry i Ralitera Andrianandraina, omaly tolakandro.
Hamaky ny tohinyMiaina ao anatin’ny fahasahiranana lalina ny ankamaroan’ny vahoaka Malagasy noho ny krizy lavareny.
Hamaky ny tohinyNiala tamin’ny fahanginany ny F3M (hetsika sendikalin’ny mpiasam-panjakana) noho ny fahatsapany fa tadiavina ho potehina ny tolon’ny mpiasan’ny fadintseranana amin’ny alalan’ny fandrahonana amin’ny fomba maro samihafa ireo mpitarika.
Hamaky ny tohinyAmin’ity anio ity no hanombohan’ny fihaonamben’ny SADC any Luanda renivohitr’i Angola. Anisan’ny hodinihan’ity vondrona mitarika ny fanelanelanana amin’ny famahana ny krizy eto amintsika ity ny raharaha Madagasikara.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny