- Talata 13 Septambra 2011
Politique.CST Rasolofo Réné Efa be izay sonia natao izay saingy…
Miankina amin’ny fahasahiantsika mandray fanapahan-kevitra hentitra tsy misy fisalasalana intsony ny hoavin’ny firenena, hoy ny mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita Rasolofo René, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao hisongadinan’ny resaka fanaovan-tsonia sori-dalana izao sy ny fahatongavan’ny solontenan’ny Troika eto an-toerana.
Hamaky ny tohiny