- Alakamisy 15 Septambra 2011
Politique.Andron’ny demokrasia Mikasa haneho hevitra eo Ambohijatovo ny VMMR
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
“Tsy mbola tafavoaka eto Madagasikara ny atao hoe demokrasia marina ary mitsipaka tanteraka ireo izay milaza fa izany eto amintsika ny tenako”, hoy ny olon-tsotra iray mpanaraka ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyNiteraka adihevitra izay nifandritaritana hatramin’ny 17 jona 2011 no ho mankaty ny amin’ilay fanitsiana natao tamin’ny sori-dalana heverina hitantanana ny tetezamita.
Hamaky ny tohinySao dia ny tsy fanaovana fangatahana no tsy nafahantsika nivoaka tamin’ny sabotsy, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka, omaly.
Hamaky ny tohinyOmaly maraina dia mbola nitohy ny fihaonan’ireo ankolafy politika tamin’ireo delegasiona avy amin’ny Troika. Noraisin’ity farany tsirairay ireo ankolafy ka ny maraina dia ny fiarahamonim-pirenena nahitana ny Cnosc, ny Raimandreny Mijoro sy ny hafa, ireo sokajiana fa hery afovoany toy ny antoko Maitso, ny PSRI ary ireo Ankolafy telo no nidinika tsirairay tamin’ireo delegasion’ny Troika. Hitohy amin’ity maraina ity moa ny fihaonana ka hifampidinika amin’ireo ankolafy politika eto amintsika ny minisitra avy amin’ny Troika. Manana ny fomba fijeriny amin’ny toe-draharaha ankehitriny ny filoha nasionalin’ny antoko Mfm, Manandafy Rakotonirina, izay ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyOlona roa fa tsy Foloalindahy ! Izay no azo ilazana ny tatitra nataon’ny komandin’ny zandarimariam-pirenena sy ny minisitry ny filaminana anatiny.
Hamaky ny tohiny