• Zoma 16 Septambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana Hamoahana NOTAM indray ?

Nigadona ihany ity ny andro zoma 16 septambra 2011. Maro ny zava-boalaza sy voalahatra ho amin’ity anio ity. Ho an’ny mpitondra ny Fahefana avon’ny tetezamita (FAT), sy ireo vondrona politika nanao rangopohy ny sori-dalana dia hiroso amin’ny sonia azy io izy ireo anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2011
Politique.Maurice Beranto Tokony hanamboarantsika ny tsy nety rehetra ny tetezamita

Tsotra ny ahy ny fijeriko ny krizy misy eto amintsika ankehitriny, hoy Atoa Maurice Beranto filohan’ny antoko FIDEM ary ao amin’ny ankolafy Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2011
Politique.Antanetibe Ivato Tsy niloa-peo i Salomao, nifehy vava ny Legalista

Niavaka tsy toy ny isan’andro ny hetsiky ny Ankolafy telo omaly alakamisy 15 septambra, izay andro iraisam-pirenena ho an’ny demokrasia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2011
Politique.Vondron’olontsotra Ambatondrazaka Mitaky ny hampiharana izay tapaka tao Sandton

Ao anatin’izao fandalovan’ny Troika eto Madagasikara izao dia naneho hevitra ny Vondron’olontsotra any Ambatondrazaka ny tolakandron’ny alarobia 14 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT