Politique

Lehiben’ny mpitandro ny filaminana Nangataka ny hihaona tamin’ireo SADC


  • Alakamisy 15 Septambra 2011


 Hatry ny omaly maraina ka hatramin’ny antoandro dia niezaka nanao izay fomba rehetra nihaonana tamin’ny iraky ny SADC sy ny Troika tonga eto an-tanindrazana ny lehiben’ny mpitandro ny filaminana eto an-toerana. Nisy ny fivoriana fanomanana io fihaonana io nataon’ireo lehiben’ny mpitandro ny filaminana avy amin’ny zandary, polisy ary ny Tafika ireo omaly teny amin’ny Toby Ratsimandrava. Noho ny fahateren’ny fotoana anefa dia tsy afaka nihaona ny andaniny sy ny ankilany. Ireo iraky ny SADC rahateo ny maraina mbola nifamotoana tamin’ireo mpanao politika teny amin’ny Paon d’or. Ny hariva izy ireo dia nitsena ireo minisitra lefitra misahana ny serasera ao Afrika Atsimo, izay niara-tonga tamin’ny raharaham-bahiny Maorisianina.

 

Mohamed

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT