- Zoma 16 Septambra 2011
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina Namelabelatra ny demokrasia
Tsy namela handalo fotsiny ny andro iraisam-pirenena momba ny demokrasia Atoa Fetison Rakoto Andrianirina sy ny fiaraha-mientana ho fiarovana ny ara-drariny, fa nanatanteraka famelabelaran-kevitra mikasika azy io.
Hamaky ny tohiny