• Alatsinainy 19 Septambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana Nampisinda ny ahiahy

Niditra tamin’ny antso an-tariby nivantana tao amin’ny Magro Behoririka, nandritra ny hetsiky ny Rodobe, ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny sabotsy 17 septambra teo, andro nahavitan’ny sonian’ny tondrozotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2011
Politique.Rodobe Antsirabe Mitohy ny tolona, mandra-pigadon’ny filoha Ravalomanana eto

Sesilany ny fanehoan-kevitry ny olona taorian’iny fahavitan’ny sonian’ny tondrozotra tamin’ny 17 septambra iny ary hatramin’izao aza dia tsy vitsy no mihevitra fa ampitaka ataon’ny FAT sy mpomba azy ihany iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2011
Politique.Vondron’ny elanelam-panahy Miantso ny SADC handray ny fangatahan’ny Ankolafy Ratsiraka

Dingana iray hirosoana amin’ny fivoahana amin’ny krizy no vita, hoy ny Groupement des Forces Centristes, na Vondron’ny elanelam-panahy, raha nitondra fanazavan-kevitra taorian’ny fahavitan’ny sonia ny sori-dalana tao amin’ny Le Paon d’Or Antanetibe Ivato ny alin’ny zoma 16 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2011
Politique.CT Razafindramasy Razafimbola Miantso ny mpianatry ny oniversite ho tony

Mahatsiaro ho manana andraikitra tanteraka izahay mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, hoy ny CT avy eto Analamanga Razafindramasy Razafimbola, ka miantso an’ireo mpianatra eny amin’ny oniversite rehetra eto Madagasikara ho tony, indrindra ny any Barikadimy Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2011
Politique.Famahana ny krizy Resaky ny moana sy ny marenina !

Hahafinaritra ve sa tsia ny zoma amin’ity anio ity ? Raha hahafinaritra dia ho an’iza ? Mibahan-toerana amin’ny vaovao ny fanaovan-tsonia ilay tondrozotra tokony hotanterahana anio tolakandro.

Hamaky ny tohiny
FTT