Politique

Sori-dalana Nanamafy ny heviny ny V10


  • Zoma 16 Septambra 2011


 Tsy navela an-jorony na haingon-tsehatra intsony fa voaray niaraka tamin’ireo vondrona valo nanao rangopohy ny sori-dalana ny TIM sy GMMR. Lasa vondrona 10 izy ireo ankehitriny, izay samy nanao io rangopohy io avokoa. Araka ny efa nambarany dia miteny amin’ny feo iray ireto vondrona ireto ary nanamafy izany omaly tetsy amin’ny Carlton Anosy. Nohamafisin’izy ireto, araka izany, fa vonona ny hanao sonia ny sori-dalana izy ireo izay natao rangopohy ny 9 martsa 2011, nasiam-panitsiana ny 17 jona. Ny hirarian’izy ireto dia ny mba tsy hisian’ny zavatra hafa hifampiraharahana intsony iarahana amin’ny Troïka fa io sori-dalana io ihany no horaisina izay efa eken’izy vondrona 10.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT