- Alatsinainy 19 Septambra 2011
Politique.FAT Tsy manam-piniavana hamaha ny krizy ?
72 ora mahery izao no nahavitan’ireo vondrona politika am-polony maro sonia ilay sori-dalana. Na dia nihizingizina tamin’ilay tolotra nataon’ny Dr Tomaz Salomao, Sekrterea mpanatanteraky ny SADC aza ireo mpomba ny FAT dia tsy afa-nanoatra nanoloana ny fialan-tsiny nataon’itsy voalahany, fa tsy maintsy niroso tamin’ny fanaovan-tsonia.
Hamaky ny tohiny
