- Alakamisy 22 Septambra 2011
Politique.Andrianasolo Ted Von Them Hanakorontan-javatra ny fandravana ireo rafitra misy
Ankatoavin’ny tanora any Morondava izay manaraka akaiky ny raharaham-pirenena ilay fanaovan-tsonia ny sori-dalan’i Sandton tamin’ny sabotsy, hamahana ny krizy lavareny, hoy Atoa Andrianasolo Ted Von Them, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita sady filoham-paritry ny Vovonam-pirenen’ny tanora ho an’ny fampandrosoana (PNJ).
Hamaky ny tohiny
