- Alakamisy 22 Septambra 2011
Politique.Roland Ratsiraka Tsy matoky intsony ny filohan’ny FAT ?
Nihaona sy nitafa tamin’ireo Filoham-pokontany sy ny lefiny tao Toamasina tampon-tanàna i Roland Ratsiraka ny tolakandron’ny alatsinainy teo, nanazavany ny fizotry ny raharaham-pirenena ankehitriny.
Hamaky ny tohiny
