- Alakamisy 22 Septambra 2011
Politique.Fivorian’ny miaramila teny Iavoloha Mandry ny resaka, tsy misy Ravalo mahazo miditra eto !
Omaly maraina nialohan’ny nahatongavan’ny filohan’ny FAT teny ampitan’ny Cenam dia mbola nandray ireo manamboninahitra jeneraly sy kolonely lehiben’ny toby sy mitana andraikitra ambony eo anivon’ny foloalindahy izy, teny Iavoloha.
Hamaky ny tohiny