- Zoma 23 Septambra 2011
Politique.Ban Ki-Moon Miantso ny mpanao politika hifanaraka handrafetana governemanta
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Naharitra dia naharitra ny lahateny nataon’i Camille Mektob, omaly alakamisy 22 septambra tetsy amin’ny Magro Behoririka, nefa tena nahaliana ny mpitolona ka tsy nampiala azy ireo mihitsy na dia nisy aza ny rotsak’orana nifafy teny an-toerana.
Hamaky ny tohinyNivoaka omaly saingy tsy mbola tamin’ny fomba ofisialy ny lisitr’ireo olona izay hosamborina any Afrika Atsimo.
Hamaky ny tohinyTsy misy fifanarahana mikasika ny ara-pitsarana eo amin’i Madagasikara sy Afrika Atsimo, miankina amin’i Afrika Atsimo raha toa ka hanome alalana hisamborana ny filoha Ravalomanana ity firenena ity, hoy i Honoré Rakotomanana, mpahay lalàna ary mpikambana ao amin’ny Raiamandreny Mijoro.
Hamaky ny tohinyVoahitsy ny tondrozotra ary neken’ny ankolafy politika mpifanandrina, izay nohamafisina tamin’ny alalan’ny sonia ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy 17 septambra 2011 tao amin’ny Le Paon d’Or, Antanetibe Ivato, teo anatrehan’ny iraky ny Troika ny SADC.
Hamaky ny tohinyHafana tanteraka indray ny kianjan’ny Magro Avaratsena Antsirabe rahampitso sabotsy 24 septambra.
Hamaky ny tohiny