- Zoma 23 Septambra 2011
Politique.Mikorontana anaty ny FAT Tsy voatana hatramin’ny tsiambaratelo
Mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao maro ny amin’ilay didy fampisamborana an’Atoa Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao maro ny amin’ilay didy fampisamborana an’Atoa Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyDia mbola miseho masoandro ihany ny fomba fiasa hafahafan’ny FAT. Ao anatin’ny herinandro dia misy ireo fanapahan-kevitra mifanohitra raisina.
Hamaky ny tohinyNiakatra tao amin’ny fitsarana ady heloka bevava omaly ireo miaramila sy sivily miisa 19 izay nampangaina ho nikasa hanongam-panjakana avy amin’ny fangalana ny lapan’i Mahazoarivo ny 18 aprily lasa teo.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe ny ho tohin’ilay sori-dalana nasiam-panitsiana nosoniavin’ireo ankolafy politika isan-tokony teny Ivato ny 17 septambra teo.
Hamaky ny tohinyNibahana tamin’ny kabary tao amin’ny Magro Behoririka omaly ny mikasika ilay didy fisamborana ny Filoha Marc Ravalomanana navoakan’ny fitsarana FAT sy ny fanampiana tampi-maso ataon’ny FAT amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyOlona nifanitsa-kitro tanteraka no niandry ny ampamoaka lehibe nampanantenain’ny Pr Zafy Albert tao amin’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohiny