Politique

Zafilahy Stanislas Maneso ny vahoaka Rajoelina


  • Zoma 23 Septambra 2011

Nibahana tamin’ny kabary tao amin’ny Magro Behoririka omaly ny mikasika ilay didy fisamborana ny Filoha Marc Ravalomanana navoakan’ny fitsarana FAT sy ny fanampiana tampi-maso ataon’ny FAT amin’izao fotoana.

 Entina hanakiviana ny vahoaka efa manantena ny fiverenan’i Dada tsy misy fepetra ihany io, hoy i Zafilahy Stanislas. Sarotra anefa ny mampihorohoro an-dRavalomanana, ary andro tokoa sisa isaina dia ho avy izy ary efa miandrandra izany ary hirodorodo hitsena an’i Dada eny am-pahatongavana ny Faritra rehetra satria efa tofoka tanteraka amin’izao zava-misy izao. Tena maneso an-kitsirano ny vahoaka sahirana i Andry Rajoelina, hoy i Zafilahy Stanislas nanohy ny teniny, satria sahiny ny niteny nivantana hoe : mahantra ianareo ka dia hampiana. Nomarihin’i Zafilahy fa mihazakazaka be ry zareo manao ny asan’i Nadine Ramaroson ary voasongona mihitsy i Alain Ramaroson amin’izany.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT