- Alatsinainy 26 Septambra 2011
Politique.Pasitera Maihol Marc Ravalomanana no vahaolana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitady izay fomba rehetra tsy handehanan’ireo manamboninahitra voarohirohy tamin’ny raharaha BANI eny amin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy intsony ny governemanta FAT, amin’ny alalan’ny ministeran’ny fitsarana.
Hamaky ny tohinyNafana ary hiha hafana hatrany ny hetsika ao amin’ny kianjan’ny Magro Avaratsena Antsirabe. Manaporofo izany ny fifanohanana ka nahatongavan’ireo mpiara-mitolona avy aty Antananarivo nanome voninahitra ny hetsika any an-toerana, izay anjaran’ireo Parlemantera no nanentana ny sabotsy 24 septambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyNiranty tao amin’ny Magro Tanambao V ireo ampamoaka lehibe nataon’ny Profesora Zafy Albert, nanaovany vaky bantsilana ny vokatry ny tsy fahaiza-mitantana nataon’ny FAT tao anatin’ny 3 taona.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nifampitaona tao amin’ny efitrano malalaky ny Lycée Price Ambolomadinika ireo mpikatroka sy mpitarika isam-pokontany ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana ao Toamasina ny alarobia tolakandro teo.
Hamaky ny tohiny