• Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Ho Praiminisitra Manomboka anio ny fandraisana ny anaran’ny mpifaninana

Manomboka anio ny fangalana ny anarana hatolotry ny vondrona politika nanao sonia ny tondrozotra ny amin’izay ho praiminisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Magro Behoririka Tsy mankasitraka intsony ireo nivadika

Tsy manaiky ny hiverenan’ireo efa nisintaka taminy ao an-kianja ny mpitolona ao amin’i Magro ka namaly ampahibemaso ny feo aely amin’ny mety hiverenan’izany Dauphin izany, ohatra, ireo mpandahateny tahaka an’i Manantsoa Odette.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Maurice Beranto Tsy tokony hirotorotoana ny fifidianana

Ny famahana ny olana eto amin’ny firenena no tokony ho laharam-pahamehana raha ny fahitan’ny antoko FIDEM (Fiombonan’ny Demokraty Malagasy) ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.MTPM Mila miova tanteraka ny praiminisitra

Tsy tenierana ny praiminisitra amin’izao fotoana izao fa hery tokana no nanendry azy, hoy ny antokon’ny mpiasa sy ny tia tanindrazana na ny MTPM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Paul Judicael “Voafitaky ny fitondrana FAT ny vahoaka”

Nanao fanentanana tamin’ireo vahoaka iandraiketany ao amin’ny Kaominina Ankariera ny Ben’ny tanàna ao an-toerana, Paul Judicael, tamin’iny herinandro lasa teo iny.

Hamaky ny tohiny
FTT