- Zoma 07 Oktobra 2011
Politique.Senatera Rakotoamboa Jean Louis Azo henjehina araka ny lalàna i Andry Rajoelina
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hatairana sy hagagana no nahazo ireo mpikambana eo anivon’ny Arema Direction Collégiale omaly raha nandre fa nanome baiko hentitra ny ministeran’ny atitany hanafoana ny «récépissé» laharana faha-3426MIN/SG/DGAT/DGAD/PCL/PP izay manamarina ny foto-pijoroan’ity antoko ity ny praiminisitry ny FAT, Camille Vital
Hamaky ny tohinyTsy fotoanan’ny adihevitra intsony izao, hoy Ranaivoson Désiré, filoha nasionalin’ny Vovonam-pirenen’ny tanora na PNJ sady mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, raha niresaka fohy tamin’ny mpanao gazety nandritra ny fitsidihana ireo mpikatroka tao Vakinankaratra.
Hamaky ny tohinySaika niompana tamin’ny fanazavan’ireo akaiky azy ny fanapahan-kevitry ny ankolafy Zafy Albert sy izy manokana ireo kabary nifandimbiasana tao amin’ny Magro Behoririka omaly alarobia 5 septambra.
Hamaky ny tohinyVaky koa ny ankolafy Zafy, mandeha irery i Manoro Régis ka miady ho praiminisitra. Anisan’ny resaka nandeha ireo hatramin’ny nandraisan’ity farany anjara tamin’ny fihaonan’ny vondrona politika teny Ambohitsorohitra.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny