- Talata 04 Oktobra 2011
Politique.Rodobe Mahajanga Nalai-nisaraka tao amin’ny Magro
Ny masoandro mody no mampalahelo tao Magro Mahajanga ny sabotsy teo, nandritra ny hetsiky ny Rodobe tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyNy masoandro mody no mampalahelo tao Magro Mahajanga ny sabotsy teo, nandritra ny hetsiky ny Rodobe tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyFanirian’ny PDS ny Kaominin’i Toamasina renivohitra, araka ny fanambarana nataony sy efa nalefany teo anivon’ny fitondrana tetezamita, ny tokony hanafoanana ny Filankevitra monisipalin’ny Kaominin’i Toamasina I.
Hamaky ny tohinyRaha ilay tetiandro nomen’ireo vondrona politika ny filohan’ny FAT dia tokony ho ato anatin’ny roa andro ity farany no hanendry ny praiminisitra vaovao hitantana ny governemanta, araka ny voalazan’ny sori-dalana nosoniavina teny Maibahoaka Ivato ny 17 septambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyMitaky ny fampiharana haingana ny sori-dalana nosoniavina ny 17 septambra 2011 teo ny rantsana Tiako i Madagasikara (TIM) ao Toliara.
Hamaky ny tohiny«Miandry ny fombafomba ambaran’ny Troika ary ny fifampifehezana anaty no tsy nahitana anay tamin’ny dinik’ireo nanao sonia ny sori-dalana», hoy ny solombavambahoaka teo aloha Ravelonanosy Mamitiana, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny