• Alakamisy 06 Oktobra 2011
Politique.Miala i Camille Vital Tsy manaiky praiminisitra sivily ny miaramila

Araka ny tsiliantsofina dia nisy ny fivoriana nataon’ny manamboninahitra mitana andraikitra eto amin’ny firenena ny alin’ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2011
Politique.Vato Fehizoron’i Madagasikara Firehana politika 2 ihany no misy eto

Mahitsy sady mazava ny fanambaran’ny antoko Vato Fehizoron’i Madagasikara momba ny raharaham-pirenena sy ny tontolo politika eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2011
Politique.Pr Zafy Albert Tsy hanolotra anarana praiminisitra amin-dRajoelina

Tsy manaiky ny hitantanan’i Andry Rajoelina ny tetezamita na koa handraisany andraikitra amin’ny fanjakana mpanatanteraka ny profesora Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Exopoles, ASSIDU, ESD Nanao lakolosy fanairana

Raha noheverina handamina ny raharaha ny fahavitan’ny fanaovan-tsonia ilay tondrozotra dia toa vao mainka mampisavoritaka ireo vondrona politika samihafa indray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Fivoriana eny Ambohitsorohitra Mandeha irery i Manoro Régis ?

Omaly dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny firehana Zafy Albert manoloana ny resaka etsy sy eroa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Vondron’ny Tanora ao anatin’ny Ankolafy telo Hanolotra Praiminisitra ao anatin’ny tetezamita tena izy

Naneho ny fomba fijeriny mikasika ny raharaham-pirenena misy eto amintsika amin’izao fotoana ny vondron’ny tanora ao anatin’ny firehana telo na ny “Groupement des jeunes des trois mouvances (GJ3M) ”.

Hamaky ny tohiny
FTT