- Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Kolo Rolland Miaramila ihany no tsara ho praiminisitra
Tsara raha miaramila ihany no apetraka eo amin’ny toeran’ny praiminisitra hitantana ny tetezamita iombonana, hoy ny senateran’i Menabe teo aloha, Atoa Kolo Rolland, satria sarotra ny hahita olona tokana tsy miandany amin’iza na iza amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny