- Zoma 07 Oktobra 2011
Politique.GTT International Genève Toamasina Tsy azo ekena ny praiminisitra mitanila
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Omaly tolakandro tokony ho tamin’ny 2 ora sy sasany no nanainga ho atsy Afrika Atsimo ny delegasiona mpanao politika maromaro mpanohana ny FAT, anisan’ireo nanao sonia ny tondrozotra farany teo.
Hamaky ny tohinyHiavaka tanteraka indray ny hetsika ao amin’ny Magro Avaratsena rahampitso sabotsy 08 oktobra 2011 satria dia ireo fikambanam-behivavy mpandala ny ara-dalàna indray no manomana ny hetsika.
Hamaky ny tohinyTapitra eo ny momba ny FAT, hoy Atoa Victor Hong omaly tetsy amin’ny Magro Behoririka. Tsy nahomby ilay “assise militaire” tamin’ny 2009, hoy izy, matoa vita iny dia lasa any am-ponja ny naman-dry zareo tao amin’ny tafika.
Hamaky ny tohinyManetsika sy manomboka manaitaitra ireo mpikambana eny ifotony ny Tiako I Madagasikara sy ny ankolafy Ravalomanana amin’ny fanomanana ny fitsenana ny fiverenan’i Dada an-tanindrazana.
Hamaky ny tohinyAraka ny loharanom-baovao dia mety tsy ho lasa any Afrika Atsimo indray ny praiminisitry ny FAT, ny jeneraly Albert Camille Vital.
Hamaky ny tohiny