• Alarobia 26 Oktobra 2011
Politique.Fanendrena praiminisitra Mitaky fahatsapan-tena ilay andininy faha-5 amin’ny sori-dalana

Hotendrena amin’ity alarobia 26 oktobra ity sa tsia ny praiminisitry ny marimaritra iraisana ? Izay no fanontaniana niverimberina teo ambavan’ny maro hatry ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2011
Politique.Jeneraly Camille Vital Manao alahelo toerana

Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny “Forum économique des îles de l’océan indien”, izay hetsika ara-toekarena iraisan’ireo nosy enina aty amin’ny ranomasimbe indianina, tanterahina ao Tolagnaro mandritra ny hateloana nanomboka ny 24 oktobra teo, dia nisy ny fihaonan’ny praiminisitra teo aloha, Camille Vital tamin’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2011
Politique.Andry Rajoelina “Tsy mendrika ho filohan’ny tetezamita”

Ho an’Atoa Rajaonah Andrianjaka, filoha mitarika ny Otrikafo dia tsy mendrika intsony hitantana ny tetezamita Atoa Andry Rajoelina satria “tsy mahavita azy, tsy mahatafavoaka ny firenena amin’ny krizy, ary toa vao mainka aza mandentika anaty lavaka ny Malagasy”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2011
Politique.Tranon-dRavalomanana etsy Faravohitra Hatao fananam-panjakana ?

Nivoitra io nandritra ny hetsiky ny Ankolafy Telo tao Behoririka omaly. Mandeha indray mantsy resaka fa misy fikasana haka ny tany sy tranon’ny filoha Marc Ravalomanana mianakavy etsy Faravohitra, ka hatao fananam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2011
Politique.Victor Hong Ny fihaonan’izy efa-mianaka no alaolana

Tsy misy vahaolana afa-tsy ny fihaonan’izy efa-mianaka, dia i Didier Ratsiraka, Zafy Albert, Marc Ravalomanana ary Andry Rajoelina, sy izay avy amin’ny firehana hafa, izany hoe Ankolafy faha-5, hoy i Victor Hong manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT