- Alakamisy 27 Oktobra 2011
Politique.Foloalindahy Manomboka andrenesam-peo indray
Raha nangingina sy nipirimpirina ny teo anivon’ny foloalindahy taorian’ny fihaonany tamin’ny iraka miaramila teo anivon’ny SADC teto roa herinandro lasa izay, dia manomboka andrenesam-peo indray tato anatin’ny 72 ora izao.
Hamaky ny tohiny
