- Talata 25 Oktobra 2011
Politique.Naika Eliane Fitoniana aloha !
Raha nandrasana omaly ny fahatongavan-dRtoa Naika Eliane an-tanindrazana dia tsy tanteraka izany. Iray amin’ireo kandida telo natolotry ny ankolafy Ravalomanana ho praiminisitra izy.
Hamaky ny tohiny