- Zoma 28 Oktobra 2011
Politique.Constant Raveloson Misy Frantsay ao anatin’ny Tafika ao
Arivo andro no namadihana ireo mpisetrasetra voatery hitady lalana hifanakalozan-kevitra aty amintsika, hoy i Constant Raveloson, nanoloana ireo mpiara-dia aminy tetsy amin’ny kianjan’ny Magro omaly.
Hamaky ny tohiny
