- Talata 25 Oktobra 2011
Politique.Ankolafy Ravalomanana Nanala ny ahiahin´ny mpitolona ny Me Rasamimaka
Nanao fihaonana ho azy manokana tao Ambolomadinika ny mpitolona eo anivon´ny ankolafy Ravalomanana ny sabotsy maraina teo.
Hamaky ny tohinyNanao fihaonana ho azy manokana tao Ambolomadinika ny mpitolona eo anivon´ny ankolafy Ravalomanana ny sabotsy maraina teo.
Hamaky ny tohinyRatsy ny fifandraisana eo amin’ny filohan’ny antoko Antoko Miombona Ezaka (AME) Clément Ravalison sy ny filoha lefiny Efraima Randrianasolo.
Hamaky ny tohiny“Tsy hilamina ity tany ity, tsy hisy zavatra hanjary eto ary mbola hihetsika ny olona raha toa ka tsy praiminisitra avy amin’ny Ankolafy telo no hotendrena eo !”, hoy ny solontenan’i Manakara raha nandaha-teny, nitondra ny hafatry ny vahoakan’i Vatovavy Fitovinany tao amin’ny Kianjan’ny Finoana, Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohinyAraka ny fanambarana an-taratasy navoakan’Atoa Jean Ping filohan’ny vaomieran’ny Vondrona Afrikanina dia mahavelombolo ny fizotry ny famahana ny krizy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMandeha ny resaka amin'izao fotoana izao ny amin'ny fanendrena izay ho praiminisitry ny marimaritra iraisaina.
Hamaky ny tohinyMiteraka adihevitra maro isan-karazany amin’ireo kilasy politika isan-tsokajiny ny amin’i Manandafy Rakotonirina nalatsaka ho kandida Praiminisitry ny tetezamita iaraha-mitantana.
Hamaky ny tohiny