- Alatsinainy 07 Novambra 2011
Politique.Manandafy Rakotonirina “Ampiharo tsy misy andraso andraso !”
“Tsy ny filoha Ravalomanana no hanova ny fihavanana sy ny fahatokisana ny filoha Zafy Albert. Mbola mametraka ny fitokisana aminy ary manantena azy mbola hanao ny asa maha raiamandreny aza ny tenany”, hoy i Manandafy Rakotonirina nitondra ny hafatry ny filoha Ravalomanana tao amin`ny Kianjan`ny Magro ny sabotsy 05 novambra lasa teo.
Hamaky ny tohiny
