- Alatsinainy 07 Novambra 2011
Politique.Tonton Ambroise Avoahy ireo gadra politika !
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Afa-po tamin’ny fanendrena ho praiminisitra an’Atoa Beriziky Omer ny UDR-C, hoy Atoa Andriantsizehena Benja Urbain, sekretera jeneraliny.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny fotoana nametrahan’ny governemanta Vital fialana dia ireo Sekretera jeneraly no tokony hitondra ny ministera tsirairay.
Hamaky ny tohinyIlay Arema «mouvance» no antsoin’ny praiminisitra Beriziky teny Mahazoarivo tamin’ny alarobia, hoy i Vaovao Benjamin fa tsy ny antoko.
Hamaky ny tohinySamy manana ny fahitany ny raharaha politika ankehitriny ny maro, anisan´izany ny Dr Rakotomalala Harry, izay mpanara-baovao politika ary miaina sy mahita ny fahantran´ny Malagasy amin´ny maha mpitsabo azy.
Hamaky ny tohinyOmaly dia nisy delegasiona avy amin’ny Ankolafy telo nitsidika ireo gadra politika voatazona any Tsiafahy.
Hamaky ny tohiny