• Talata 08 Novambra 2011
Politique.Zafy – Ravalomanana Hihaona atsy Afrika Atsimo ?

Mihazakazaka ny fandehan’ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2011
Politique.Hetsika Magro Hihamafy hatrany

Nisongadina tamin`ireo lahateny nifandimbiasana tao amin`ny Kianjan`ny Finoana Behoririka ny sabotsy teo ny fitakiana ny fampiharana tsy misy hatak`andro ny andininy faha-20 ao amin’ny sori-dalana sy ny fepetra rehetra hisian`ny fahatoniana eto amintsika, anisan`izany ny famotsorana ireo gadra politika sy ny fanalalahana ny haino aman-jery.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2011
Politique.Krizy Tsy milamina raha tsy ...

Herinandro izay no niandraikitra ny toerana maha praiminisitra azy Atoa Omer Beriziky.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2011
Politique.Kung Fu sy fikambanana ANAWI Handray andraikitra fa tsy ho mpamono afo fotsiny intsony

Ankoatra ny fanabeazana ho olom-pirenena mahazatra azy dia anisan’ny nodinihan’ny mpikambana ANAWI sy ny mpikatroka Kung Fu manerana an’i Madagasikara tao anatin’ny Zaikabe nasionalin’izy ireo notanterahina teto Antananarivo ny 5 sy 6 novambra ny mahakasika ny raharaha politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2011
Politique.Lanto Rabenatoandro Ampiharo ny tondrozotra dia miato ny tolona

Nanamafy ny tsy hidirana ao anatin’ny rafitra tetezamita izay hajoro ny senatera Lanto Rabenatoandro raha nitafa tamin’ny mpanao gazety ny sabotsy 05 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2011
Politique.Magro Antsirabe Mitohy ny hetsika

Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ireo mpitolona mitaky ny ara-dalàna ao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe na dia eo aza ny fampihorohoroana ho fampiatoana ny hetsika fanehoan-kevitra an-kalamanjana toy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT