• Alarobia 09 Novambra 2011
Politique.Tiako i Madagasikara “Atsaharo ny fisolokiana !”

Na ny filohan’ny filankevi-paritr’Ihorombe, Rostand, na ny Ben’ny tanànan’Ankaraobato, Guy Maxime, na ny depioten’i Faratsiho, Henri Victor, sy izay voafidy tany Ankazobe, Mamitiana, dia samy nanamafy fa dia fisolokiana no ataon’ireo milaza azy ho Tiako i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2011
Politique.CHRR Ambatondrazaka Lasa sorona ny vahoaka

Hatramin’ny nanombohan’ny krizy 2009 no tsy nilamina intsony ny fiaraha-monina teo amin’ireo samy mpitsabo eo anivon’ny hopitaly CHRR Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2011
Politique.Fananganana governemanta Kely ny herizika ho an’i Beriziky

Hanomboka anio ny fandraisan’ny praiminisitra Omer Beriziky ireo kandida minisitra tsirairay naroson’ireo vondrona politika nanao sonia ny sori-dalana, hitsongana ireo izay handrafitra ny governemanta tarihiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2011
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro Aleo ataonay rehefa tsy hanao i Marc Ravalomanana

Efa mihena ny tanjaky ny ankolafy Ravalomanana, hoy Atoa Raharinaivo Andrianatoandro filohan’ny Kongresin’ny tetezamita sady ambaran’ny mpiara-dia aminy ombieny ombieny fa tompony ara-panjakana ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM). Ny TIM mantsy no maro an’isa tao nefa efa niala taminy avokoa ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
FTT