• Alarobia 05 Oktobra 2011
Politique.Tsy aritra Tsy afa-miala amin’ny SADC isika !

Fivoriana isan’andro ny an’ireo mpanao politika, saingy tsy dia misy loatra ny vokatra azo antenaina, raha ny fandinihan’ny mpanara-baovao politika iray azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2011
Politique.Antoko Madagasikara Firaisankina Mbola mitaky ny fiverenan-dRavalomanana

Manohana tanteraka ny tondrozotra natao sonia teny Ivato izahay, hoy Atoa Serge Ratovondrainy filohan’ny antoko Madagasikara Firaisankina (MAFI), na ilay tamin’ny 19 martsa 2011 na ny 17 septambra farany teo ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2011
Politique.Bizina ataon’ny CST Fiaran’ny prezidansa nitondra vatosoa 6 taonina

Manomboka mamaky bantsilana ny zavatra ataon’ireo mpanao politika ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2011
Politique.Camille Vital Ho atsy Afrika Atsimo

Hihazo an’i Pretoria, Afrika Atsimo ato ho ato ny jeneraly Camille Vital, praiminisitra am-perinasan’ny Fahefana avon’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2011
Politique.Rodobe Mahajanga Nalai-nisaraka tao amin’ny Magro

Ny masoandro mody no mampalahelo tao Magro Mahajanga ny sabotsy teo, nandritra ny hetsiky ny Rodobe tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT