• Alatsinainy 28 Novambra 2011
Politique.Famoahana ny gadra politika Efa sasa-miandry ny Malagasy

Mitodika eny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo ny mason’ny mpanara-baovao amin’ity fiandohan’ny herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2011
Politique.Hetsiky ny Magro Ny sori-dalana no nampody an-dRatsiraka fa tsy Rajoelina

Na dia nirotsaka be tokoa aza ny ranon’orana ny sabotsy teo dia tsy sakana ho an’ireo mpitolona tsy hameno ny kianjan’ny Magro etsy Behoririka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2011
Politique.Magro Antsirabe Velombolo ireo mpitolona

Mbola mafana ary miha mafana hatrany ny tolona ataon'ireo mpitaky ny ara-dalàna ao amin'ny Magro Avaratsena Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2011
Politique.Mpikambana ao amin’ny CT sy CST “Miala daholo !”, hoy i Fransman

Azo ambara fa vita ihany iny ny momba ny fizarana toerana eo anivon’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2011
Politique.Ivato Notsenain'ny DST ry Guy Rivo

Omaly tokony ho tamin'ny telo ora tolakandro latsaka no nigadona teny amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny fiaramanidina nitondra an'i Guy Rivo Randrianarisoa sy Tojo Ravalomanana mivady.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2011
Politique.Razanamahasoa Christine Tsy nety hamaly ny resaka famotsoran-keloka

Tsy nety niresaka toe-draharaha politika, indrindra ny famaliana ny fanontaniana mikasika ny famotsoran-keloka ny minisitry ny fitsarana Razanamahasoa Christine raha nanontanian’ny mpanao gazety ny heviny tany Ambositra, tao anatin’ny lanonana ofisialy natrehany niaraka tamin’ny minisitry ny mponina tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT