- Alatsinainy 28 Novambra 2011
Politique.Vonjy Iray Tsy Mivaky Hanome hery vao ny antoko
Nametraka vina maromaro ny antoko Vonjy Iray Tsy Mivaky nandritra ny filankevi-paritra nataon'izy ireo teto Analamanga.
Hamaky ny tohinyNametraka vina maromaro ny antoko Vonjy Iray Tsy Mivaky nandritra ny filankevi-paritra nataon'izy ireo teto Analamanga.
Hamaky ny tohinyVahinin’ny profesora Zafy mivady teny Ivandry omaly ny amiraly Ratsiraka mivady.
Hamaky ny tohinyTapaka tamin’ny fivoriana notontosain’ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna “Ben’ny tanàna miray” fa tsy hanaiky ny fametrahana PDS ny Ben’ny tanàna mpikambana ao amin’izany.
Hamaky ny tohinyOmaly alakamisy 24 novambra tamin'ny 11ora sy sasany no nigadona teny amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny sidin'ny kaompania Corsair nampitohy an'i Mayotte tamin'Antananarivo ary nitondra ny amiraly Didier Ratsiraka sy ramatoa vadiny ary ireo zanany mirahavavy Sophie sy Olga Ratsiraka.
Hamaky ny tohinyEfa nanomboka ny fampiharana ny andininy faha-20 ao amin’ny sori-dalana izay mitaky ny hiverenan’ireo nanao sesitany ny tenany, ary tsy misy fepetra izany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny