- Zoma 25 Novambra 2011
Politique.Filankevitry ny governemanta voalohany Ho avy eny Mahazoarivo ireo minisitra zanak’i Dada
Hotanterahina anio zoma 25 novambra 2011 eny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo ny filankevitry ny governemanta voalohany, izay hotarihin’ny praiminisitry ny marimaritra iraisana, Beriziky Jean Omer.
Hamaky ny tohiny