- Talata 29 Novambra 2011
Politique.Fiverenan’i Marc Ravalomanana Tsy misy mahasakana intsony
Efa tsy fotoanan’ny kabary intsony izao fa fiomanana sy fanomanana ara-tsaina sy ara-batana momba ny politika eto amin’ny firenena, hoy ny depiote Mektoub Camille raha nandaha-teny tetsy amin’ny Kianjan’ny Finoana omaly.
Hamaky ny tohiny
