- Talata 29 Novambra 2011
Politique.VITAL Fampandrosoana “Aleo alamina amin´izay ny raharaham-pirenena !”
Nasiaka sy naneho ny alahelony ireo tanora isany nitolona mikasika ny fiarovana ny amiraly Ratsiraka hatramin´izay, nitondra ny tenin´izy ireo ny fikambanana VITAL Fampandrosoana nahitana an´Atoa Mananjara James Antonio sy Rakotomalala Philémon.
Hamaky ny tohiny
