• Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Fihaonana an-tampony Manao be marenina ny filohan'ny FAT

Lasa nisoko mangina nankany Frantsa indray ny filohan'ny FAT Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Cercle de Réflexion des Jeunes pro-Ravalomanana Ilaina ny fihaonana an-tampony handravonana ny olana

Vondrona mamakafaka ny raharaham-pirenena, ny amin’izay hampandrosoana azy, hivoahana amin’izao krizy izao ny Cercle de Réflexion des Jeunes pro-Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Kongresin’ny tetezamita Tafaverina amin’ny toerany i Mamy Rakotoarivelo

Tafita ny kajikajy politika nataon’ny ankolafy Ravalomanana mba hahazoana andrimpanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Magro Mitohy hatrany ny tolona

Miady hevitra, mifanao tenierana izahay rehetra anatina andrim-panjakana avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, hoy ny senatera Rakotoamboa Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Lapan’i Elysée Nihaona i Sarkozy sy Rajoelina

Noraisin’ny filohan’ny Repoblika frantsay, Nicolas Sarkozy nihaona taminy tao amin’ny Lapan’i Elysée, omaly alarobia 7 desambra 2011, tamin’ny 5 ora hariva ora any an-toerana, i Andry Rajoelina, filohan’ny tetezamita malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro «Aleoko mitaiza ny zafikeliko !»

Tsy tazana teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza intsony ny filohan’ny CT teo aloha Raharinaivo Andrianatoandro omaly nandritra ny fifidianana ny filoha vaovao.

Hamaky ny tohiny
FTT