- Alatsinainy 12 Desambra 2011
Politique.Constant Raveloson Samy fanjakana izao ka tsy hisy hanaiky lembenana
“Tsy haitraitra na filam-baniny na hoe mihetsika ny vazimban’ny SADC sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny hoe fiverenan’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana fa tsotra ny antony. Mila avitrana ny firenena malagasy noho ny ota fady nataon-dRajoelina sy ny miaramila sasany ny 17 martsa 2009”, hoy Raveloson Constant.
Hamaky ny tohiny
