- Alarobia 07 Desambra 2011
Politique.Birao Maharitry ny CST Mbola taritokana ihany
Ny teo ihany no eo ! Naverin’ireo mpomba azy amin’ny toeran’ny filohan’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) ny jeneraly Dolin Rasolosoa.
Hamaky ny tohinyNy teo ihany no eo ! Naverin’ireo mpomba azy amin’ny toeran’ny filohan’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) ny jeneraly Dolin Rasolosoa.
Hamaky ny tohinyRaikitra izany fa dia amin'ity anio ity amin'ny 7 ora hariva, ora eto Madagasikara no hihaona amin'ny filoha Frantsay Nicolas Sarkozy ao amin'ny Lapan'i Elysée ao Paris ny Filohan'ny fitondrana tetezamita Andry Nirina Rajoelina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nanao fanambarana mikasika ny fahavononany hatrany hanohana ny tondrozotra ireo parlemantera antoko TIM Raharinaivo, tsy tafaverina tamin’ny toerany intsony.
Hamaky ny tohinyManana ny heviny manoloana ny taratasy avy any amin-dRtoa Catherine Ashton lehiben'ny diplaomasia ao amin'ny Vondrona Eoropeanina Atoa Gilbert Raharizatovo, mpitarika ny PSRI no sady mpikambana CST teo aloha.
Hamaky ny tohinyNandeha am-pilaminana ny fifidianana tato, hoy ny CST Henri Lecacheur ka nahafaly sy nahafinaritra.
Hamaky ny tohiny