• Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Razanakoto Marcellin Manaiky tsy fidiny an’i Mamy Rakotoarivelo

Ny fanehoan-kevitro voalohany, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Razanakoto Marcellin, izaho tsy hiditra loatra amin’ilay «processus» sy sori-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Vondron’olon-tsotra Nanao hetsika teny amin’ny 13 mey

Nitohy hatrany ny hetsika nataon’ny Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Nivadihan’ny TGV sy ny UDR-C fanindroany

Kandida anisan’ny nifaninana ho filohan’ny Kongresin’ny tetezamita i Voninahitsy Jean Eugène saingy tsy lany tahaka ireo mpifaninana roa hafa dia i Beza Seramila (Tambatra) sy Ratsimanary Jean Bosco (Monima).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Lapa maitso Anosikely Lasa ny Zanak’i Dada, Nikoropaka ry Dolin

Mitohy ny sangodim-panina politika herinandro aty aorian’ny nitsanganan’ny Parlemanta, ary tena marina sy mitombina ny tombantomban’ny rehetra fa ao anatin’ny CT sy ny CST no tena hafotaka ny adilahy politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2011
Politique.Balan'ny RFI very Miaramila roa no efa nohenoina

Noraisin'ny zandarin'i Mandrosoa Ivato avy hatrany ny fanadihadiana ilay fahaverezana bala tao amin'ny tobin'ny RFI Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2011
Politique.Christian Razanabahiny VITM Tsy tokony handray karama ny CT sy CST

Be loatra ny isan’ireo mpikambana ao amin’ireo andrim-panjakana roa CT sy CST.

Hamaky ny tohiny
FTT