• Alatsinainy 12 Desambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana «Aza manonofy fankatoavana iraisam-pirenena raha tsy tafaverina izahay»

Marihina amin’ity 12 desambra anio ity ny faha-62 taonan’i Marc Ravalomanana. Fotoan-dehibe izany ho an’ireo mpanara-dia azy sy ho an’ny tenany indrindra indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2011
Politique.Rolland Ravatomanga Nanentana hisian’ny firaisankina hatrany

Nandray ireo solontenan’ny tantsaha ao Bongolava, ny foko 18 ao an-toerana niaraka tamin’ny delegasion’ny ankolafy Ravalomanana tao amin’ny birao fiasany etsy Anosy ny zoma teo ny minisitry ny fambolena, Ravatomanga Rolland.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2011
Politique.Ruffine Tsiranana Nijery ifotony ny raharahan´ny Kaominin´i Toamasina

“Tsy hiandry ny taona 2012 ho avy ny famahana sy ny fandraisana fepetra mikasika ny olan´ny Kaominin´i Toamasina renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2011
Politique.Sori-dalana Tadiavin’ny sasany havilivily

Samy mandray araka izay mahamety azy ny sori-dalana ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2011
Politique.Taratasin’ny CPS Nanetsika ny hambom-pon’ny amiraly Ratsiraka

Tsy niandry ela koa ny valin-kafatr’i Deba taorian’ny taratasin’ny CPS mitaona ny ankolafy Ratsiraka, tarihiny sy ny ankolafy Zafy hiditra anaty tondrozotra ho an’ny tombontsoa ambonin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2011
Politique.Parlemantera Zanak’i Dada “Tsy misy antony hijanonanay ao”

Tsotra ny adihevitra ho an’ireo parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana dia ny fiverenana an-tanindrazan’ireo sesitany politika rehetra ato anatin’ny fotoana fohy, tsy misy fepetra, indrindra fa ny filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT