Politique

Lapan’i Elysée Nihaona i Sarkozy sy Rajoelina


  • Alakamisy 08 Desambra 2011

Noraisin’ny filohan’ny Repoblika frantsay, Nicolas Sarkozy nihaona taminy tao amin’ny Lapan’i Elysée, omaly alarobia 7 desambra 2011, tamin’ny 5 ora hariva ora any an-toerana, i Andry Rajoelina, filohan’ny tetezamita malagasy.

Fitsidihana ofisialy voalohany nataony any Frantsa io, araka ny tati-baovaon’ny fiadidiana ny repoblika frantsay. Ny toe-draharaha eto Madagasikara ary ny hamaranana ny krizy, izay efa hatramin’ny 2009, amin’ny fampiharana ny tondrozotra nankatoavin’ny sehatra iraisam-pirenena hiverenana amin’ny rafitra manaraka ny lalàmpanorenana ary koa ny fanamafisana ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasan’ny tany roa tonta no fototry ny dinika teo amin’izy ireo.
Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT