• Talata 13 Desambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana, 62 taona Niantso fifamelan-keloka sy fifanoloran-tanana

Niavaka tsy toy ny isan’andro ny hetsika tetsy amin’ny Kianjan’ny Finoana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Politique.Jeneraly Desiré Ramakavelo Tsy milamina ny tany, mila mieritreritra ny mpitondra !

Taorian’ilay nahafatesana mpitsara tany Toliara noho ny daroka nataona andiana polisy taminy dia naneho ny heviny ny jeneraly Desiré Ramakavelo, mpikambana CST.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Politique.Ruffine Tsiranana Mety hisolo PDS ny Ben’ny tanàna

Nitsidika ny renivohitr’i Vakinankaratra ny Minisitry ny fanapariaham-pahefana, Rtoa Ruffine Tsiranana sy ireo mpiara-miasa aminy omaly alatsinainy 12 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Politique.Faha-62 taonan’i Dada Nomen-danja ny sosialim-bahoaka

Endrika maroloko no nanamarihan’ireo mpanohana an’i Marc Ravalomanana ny tsingerintaona faha-62 nahaterahany, nankalazaina omaly tamin’ny faritra maro manerana ny Nosy, eny fa na ny toerana lavitra toa an’i Tsiafabositra aza, tsy nanadino izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Politique.Any amin’i Dada aloha ny lakile

Hifarana tsy ho ela indray ity ny taona ry Jean. Toa volan-kankafotra tsy misy fihatsarany mihitsy ny fiainanay ambany lanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2011
Politique.Andry Rajoelina “Tsy hahazo fankatoavana izany mihitsy”

Toy ny nataony tao amin’ny Magro Behoririka Antananarivo sy tao Tanambao Toamasina dia niditra an-tariby nivantana tao amin’ny Magro Avaratsena nandritra ny hetsiky ny rodobe, mitaky ny hiverenan’ny ara-dalàna ihany koa ny Filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT